|
|
|
|

Teny iditra1  asa takela-by
Singan-teny  2 asa, 3 takelaka, 4 vy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fitambaran'ny sokajin'asa manamboatra zavatra amin'ny takela-by. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 sheet iron; and so of other metals. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 tôle de fer. [1.8]
9 métaux en feuilles. [1.13]
Voambolana  10  Haitao

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11